22 septembre 2015
Kolikoly eny amin’ny andrimpanjakana : miroso amin’ny fihainoana ny depiote sy ny HCC ny Bianco
Ankoatra ny fanaovana tatitry ny asa vita ho an’ny taona 2014, nitondra fanazavana amin’ireo raharaha samihafa momba ny ady amin’ny kolikoly ny eo anivon’ny Birao mahaleo tena misahana ny ady amin’ny kolikoly. Eo koa ny hiatrehana ny vina sy ny ho avy....